Mpikambana:BeGasy

Avy amin'i Wikipedia
Tonga soa eto amin’i Wikipedia
Ny wikipedia dia raki-pahalalana malalaka azon’ny tsirairay ovaina
Fanivahana
WP:sysop
Androany, Talata 19 Martsa 2024 - 11:33 (UTC), Mahatratra 96 941 ny takelaka misy ato amin'ny wikipedia malagasy ankehitriny.
FRFR
Miarahaba tompoko
Tonga soa ato amin'ny BeGasy
ENEN
mg Ny teny malagasy no teny nibeazan'ity mpikambana ity.
fr-3 Cet utilisateur peut contribuer avec un niveau avancé de français.
en-3 BeGasy is able to contribute with an advanced level of English.
es-1 Este usuario puede contribuir con un nivel básico de español.


Ny tanjoko dia hampiditra ny baolina anaty harato.

Anarana notsoahina avy amin'ny Bezara ny teny hoe "Be" ary nampiana Gasy izay nalaina avy amin'ny teny hoe Malagasy, raha natambatra dia BeGasy. Miezaka hatrany aho mandray anjara ato amin'ity wikipedia malagasy ity na dia kely aza ny fotoanako.Florent Bezara no tena anarako ary mbola mpianatra ao amin'ny Oniversite Mahajanga. Efa ela no naha Mpandrindra aho tato amin'ny wikipedia malagasy, tsy mbola kivy aho ary tsy maintsy hiezaka hatrany hampivelatra sy hampandroso ny wikimg. Ary manentana anao koa aho mba hitovy tanjona amiko, entano koa ireo namanao.


Tsy mifoka sigara
Tsy mifoka sigara


my friend!

Welcome inMalagasy!

If you are not an malagasy speaker, you may want to visit the non-malagasy community portal. Enjoy!

Tarigetrako

Minoa ary Mitraka.
Fikiriko ny ahy ary feheziko ny hafa.

Statistika momba ahy ato amin'i Wikipedia

Lohahevitra tokony ho soratana

Ireto avy ny lahatsoratra tiako sady ezahiko ho soratana ato amin'ny Wikipedia Malagasy. Tsy izany ihany fa afaka koa inao manampy anay amin'ny famelabelarana ireto lohahevitra ireto.

FANDROSOANA TANTARA OLONA HAFA
Siansa Fanatan-jahatena Biôgrafia
Tekinôlôjia Jeografia Politika
Taozavatra Sarimihetsika Fahasalamana sy Sosialy Jereo koa ireo hafa((en))

Pejy rehetra 

Sokajy 

Tetikasa wiki 

 

 

 

Filozofia 

Matematika 

Kolontsaina malagasy 

Ekolojia 

Teknolojia 

Simia 

BeGasy (Miresaha amiko) ((mg)), ((fr)), ((en))