Miss Grand International| Fifaninanana hatsaràn'ny Miss Grand International |
|
|
((th)) มิสแกรนด์อินเตอร์เนชันแนล |
| Fampahalalana ankapobeny |
|---|
| Fanafohezana |
MGI |
|---|
| Karazana |
Ilay orinasa |
|---|
| Motto |
((en)) Stop the wars and violence |
|---|
| Tantara |
|---|
| Créé |
November 6, 2013; 12 years ago (2013-11-06) |
|---|
| Mpanorina |
Nawat Itsaragrisil |
|---|
| Management |
|---|
| Filoha |
Nawat Itsaragrisil |
|---|
| Filoha lefitra |
Teresa Chaivisut |
|---|
| Miss Grand international |
Valentina Figuera (2019) |
|---|
| Faritra |
Eran-tany |
|---|
| Birao Foibe |
Bangkok, Tailandy |
|---|
| Toerana |
1213/414, Soi Lat Phrao 94 (Pancha Mit), Lat Phrao Road, Phapphla, Wang Thonglang, Bangkok, Tailandy |
|---|
| Member |
> Firenena 70 |
|---|
| Fikambanana mifandraika |
|---|
| Tompony |
Miss Grand International Co, Ltd. |
|---|
| Zana-fikambanana |
Miss Grand Thailand |
|---|
| Media an-tserasera |
|---|
| Tranonkala ofisialy |
MissGrandINternational.com |

Miss Grand International 2020
Miss Grand International dia fifaninanana momba ny hatsaran-tarehin'ny vehivavy izay natao nanomboka tamin'ny 2013.[1][2][3] Nawat Hisaragrisil, mpandraharaha Thailandey no nanorina azy io.[1][2] Androany dia natolotry ny fikambanana Miss Grand International (MGIO) ny fifaninanana.[4] Noheverina ho anisan'ny fifaninanana hatsarana malaza indrindra eran'izao tontolo izao, miaraka amin'ny Miss Universe, Miss World, Miss Supranational, ary Miss International.[2]
Hahazo loka 40.000 dolara amerikanina ny mpandresy amin'ny fifaninanana ary mandroso hijanona ao Bangkok (Tailandy) mandritra ny herintaona hiasa ho ambasadaoron'ny fikambanana.[5][6][7][8]
Ny mpandresy ankehitriny (2019) dia i «Valentina Figuera» avy any Venezoelà.[9] Tsy nanatevina velively ny fifaninanana i Madagasikara sy i Komoro.
Miss Grand International 2024Rachel Gupta
India
Miss Grand International 2023Luciana Fuster
Però
Miss Grand International 2022Isabella Menin
Brazila
Miss Grand International 2021Nguyễn Thúc Thùy Tiên
Vietnamy
Miss Grand International 2020Abena Appiah
Etazonia
Miss Grand International 2019Valentina Figuera
Venezoela
Miss Grand International 2018Clara Sosa
Paragoay
Miss Grand International 2017María José Lora
Però
Miss Grand International 2016Ariska Putri Pertiwi
Indônezia
Miss Grand International 2015 Claire Elizabeth Parker
Aostralia
Miss Grand International 2014 Lees Garcia
Kiobà
Miss Grand International 2013 Janelee Chaparro
Pôrtô-Rikô
Tsy misy ny solontena avy eto Madagasikara sy i Kômôro izay nanatevin-daharana ny Miss Grand International nanomboka tamin'ny 2013.
Tamin'ny taona 2019 dia tafiditra voalohany tamin'ny fifaninanana i Réunion.[16]
| Taona | Miss Grand Réunion | Fifaninanana nasionaly | Âge | Taille | Ville | Le placement | Loka manokana |
| 2013 – 2018: Tsy misy solontena |
2019 | Laëtitia Hoareau-Boyer[16] | — | 25 | 168 cm | Saint-Pierre | — | — |