Sampam-piteny jermanika: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-3: Andalana faha-3:

Ny fiteny jermanika be mpiteny indrindra dia ireo ao amin'ny sampana andrefana dia ny [[fiteny anglisy]] sy ny [[Fiteny alemana|fiteny alemàna]] sy ny [[Fiteny nerlandey|fiteny neerlandey]] ary ireo [[fiteny skandinaviana]] toy ny [[Fiteny soedoa|fiteny soedoà]] sy [[Fiteny danoa|danoà]] ary [[Fiteny norveziana|norveziana]].

== Jereo koa ==

=== Fiteny indô-eorôpeana ===

* [[Fiteny anatôliana]]
* [[Fiteny tôkariana]]
* [[Fiteny baltô-slava]]
* [[Fiteny keltika]]
* [[Fiteny jermanika]]
* [[Fiteny helenika]]
* [[Fiteny indô-iraniana]]
* [[Fiteny italika]]

* [[Fiteny albaney]] sy [[fiteny armeniana]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 4 Janoary 2021 à 15:16

Ny fiteny jermanika dia sampan'ny fianakaviam-piteny indo-eoropeana izay teraky ny proto-jermanika. Ny vahoaka jermanika, izay nonina tao amin'ny ampahany avaratra-atsinanan'ny Empira romana taloha, no miteny azy hatramin'izay nisiany. Maro ny zavatra iombonan'ireo fiteny jermanika ireo ka isan'izany ny fiovam-panonona nahazo ireo renifeo araka ny fikarohan'i Grim sy Verner azy; ao koa ny voambolana izay ahitana fototeny tsy indo-eoropeana.

Ny fiteny jermanika be mpiteny indrindra dia ireo ao amin'ny sampana andrefana dia ny fiteny anglisy sy ny fiteny alemàna sy ny fiteny neerlandey ary ireo fiteny skandinaviana toy ny fiteny soedoà sy danoà ary norveziana.

Jereo koa

Fiteny indô-eorôpeana