Fiteny neerlandey

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Fiteny nerlandey)
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
Nerlandey
Nederlands

Isan'ny mpiteny 22 tapitrisa
Faritany {{{faritany}}}
Sata Ofisialy: Flag of Europe.svg Vondrona Eoropeana, Flag of the Netherlands.svg Nederlandy, Flag of Suriname.svg Sorinama


Ny fiteny neerlandey dia fiteny any Nederlandy. Izy io dia manana sata ofisialy ao Nederlandy, Sorinama ary ao amin'ny faritra avaratr'i Beljika (Flandre). Eo amin'ny 22 tapitrisa no miteny nerlandey erak'izao tontolo izao. Amin'ny teny neerlandey dia atao hoe Nederlands, tononina hoe /ˈnedəɾlɑnts/ io fiteny io. Indraindray dia atao hoe fiteny holandey na fiteny flamanda ny fiteny neerlandey.

Isan'ny fiteny jermanika ny fiteny neelandey. Fiteny nisampana avy amin'ny fiteny neerlandey tamin'ny taonjato faha-17 ny fiteny afrikansa ao Afrika Atsimo sy ao Namibia, noho izany dia mifankahazo fiteny an-tsoratra ny mpiteny neerlandey sy ny pmpmiteny afrikansa.

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.