Repoblika Demôkratikan' i Kôngô: Fahasamihafan'ny versiona
k Tsipelina Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday |
k Thelezifor dia namindra ny pejy Repoblika Demokratikan'i Kongo any amin'i Repoblika Demôkratikan'i Kôngô ary nanitsaka fihodinana |
(Tsy misy mahasamihafa)
|
Endrik'io pejy io tamin'ny 11 Janoary 2020 à 10:49
République démocratique du Congo ((fr)) | |||||
Repubilika ya Kongo Demokratiki kg | |||||
Jamhuri ya Kidemokrasia ya Kongo sw | |||||
Republiki ya Kongó Demokratiki ln | |||||
Ditunga dia Kongu wa Mungalaata lua | |||||
Repoblika Demokratikan'i Kongo ((mg)) | |||||
| |||||
Teny filamatra : « Justice, Paix et Travail » | |||||
Teny ofisialy | Français (le lingala, le kikongo, le swahili et le tchiluba ont le statut de langues nationales) | ||||
Renivohitra | Kinshasa 4° 24' S, 15° 24' E | ||||
Plus grande ville | Kinshasa | ||||
Fitondrana sy governemanta - Filoha - Mpiray ministra |
Repoblika Joseph Kabila Adolphe Muzito | ||||
Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 12 2 345 000 km² 3,3 % | ||||
Isam-ponina - Tontaliny (2008) - hakitroka |
faha 18 66 514 504 mpo. 27 mpo./km² {{{1}}} | ||||
Anaran'ny mponina | Kongolezy | ||||
Sandam-bola | Franc Kongolezy (CDF )
| ||||
Faritr'ora | UTC +1 et +2 | ||||
Hiram-pirenena | Debout Congolais | ||||
Valan-tsehatra internet | |||||
Antso an-tariby |
+243
|
Ny Repoblika Demokratikan'i Kongo dia firenena ao amin'ny faritr'i Afrika afovoany. Izy no firenena ao Afrika ngeza indrindra eo aorian'i Sodana sy i Aljeria ; izy koa no firenena ngeza indrindra sy be mponina indrindra ao amin'ny faritr'i Afrika afovoany. Ny Repoblika Demokratikan'i Kongo no firenena be olona indrindra ao amin'ny fikambanan'ny firenena miteny frantsay eo alohan'i Frantsa. Hiantsoana azy koa ny hoe Kongo-Kinshasa mba tsy hifangaroany amin'i Kongo-Brazzaville. Kinshasa no renivohiny, avy eo no niavian'ilay anarana hoe Kongo-Kinshasa. I Zaira koa no anaran'io firenena io tamin'ny 1971 hatramin'i 1997, teo izy niova Repoblika Demokratikan'i Kongo.