1997

Avy amin'i Wikipedia
  


1997 Amin'ny kalandrie hafa
kalandrie Gregoriana 1997
MCMXCVII
Ab urbe condita 2750
kalandrie Armenianina 1446
Kalandrie sinoa 4693–4694
Calendario ebreo 5757–5758
Kalandrie hindoa
~ Vikram Samvat
~ Shaka Samvat<

2052–2053
1919–1920
Kalandrie persana 1375–1376
kalandrie arabo 1418–1419
kalandrie Ronika 2247

Zava-nitranga[hanova | hanova ny fango]

  • 2-13 Novambra : Fivoriana momba ny fiovan'ny toetr'andro, any Buenos Aires.
  • 1 Desambra : Fivorian'ny Firenena Mikambana momba ny fiovan'ny toetr'andro any Kyōtō : firenena 160 no nanapahan-kevitra momba ny fampidinana ny etona mampafana ny rivotra (GES) 5,2% amin'ny 2012.
  • 13 Desambra : nanome fahafahana ho an'ny topa ara-bola ny OMC manomboka amin'ny Martsa 1999
  • 3-4 Desambra : Fivorian' Ottawa. Dina momba ny fandrarana ny fampiasana, ny fitehirizana sy ny famotehana ny vanja antipersonaly, nosoniavina tany Ottawa. Firenena 35 no hanao sonia io dina hiasa amin'ny 1 Martsa 1999 io. Firenena 50 no tsy hanao sonia, toy ny Etazonia, ny Rosia sy ny Sina.
  • Manome fanakorontanana ara-toetrandro ny El Niño manerana ny tany.

Afrika[hanova | hanova ny fango]

  • 11 Aprily : Fahataperan'ny ady an-trano any Angola, nanomboka tamin'ny 1977
  • 17 Mey : Miditra any Kinshasa ny maramilan'ny AFDL. Fandresen'i Laurent-Désiré Kabila tao afaka tapa-bolana, lasa (niverina) filohan'i Repoblika Demokratikan'i Kongo.
  • 25 Mey : Coup d'État any Sierra Leone, mandritra ny ady an-trano, manery ny filoha lany Ahmad Tejan Kabbah handositra any ivelany. Afaka i Johnny Paul Koroma.
  • 5 Jiona : Ady an-trano any amin'ny Repoblikan'i Kongo.
  • 8 Jiona : i Alpha Oumar Konaré, filoham-pirenen'i Mali, dia manomboka ny fanomezan-dalana 5 taona.
  • 2 Aogositra : Charles Taylor, filohan'i Liberia.
  • 8 Septambra : Mikambana amin'ny SADC ny R.D.K toy ny Seychelles, niala tamin'ny 1 Jolay 2004.

Amerika[hanova | hanova ny fango]

Azia[hanova | hanova ny fango]