Zaira
Fiseho
![](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/f/f8/Flag_of_Zaire_%281971%E2%80%931997%29.svg/220px-Flag_of_Zaire_%281971%E2%80%931997%29.svg.png)
I Zaira na ny Repoblikan' i Zaira dia ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô ankehitriny tamin' ny Repoblika Faharoa, tamin' ny taona 1971 hatramin' ny taona 1997. Izany fari-potoana izany dia mifanandrify amin' ny naha filohan' ny Repoblika an' i Joseph-Désiré Mobutu izay fantatra indrindra amin' ny anarana hoe Mobutu Sese Seko.