Eglizy katôlika rômanina: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Eglizy katolika rômanina ho Eglizy katôlika rômanina i Thelezifor
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 27 Aogositra 2019 à 06:28

Ny Eglizy katôlika rômanina na Fiangonana katolika dia fiangonana kristiana vokatry ny fisarahan'ny Fiangonana Lehibe ho roa noho ny antony ara-pitondrana sy ara-teolojia ka ny iray dia ny Fiangonana ortodoksa. Mizara roa lehibe ny Fiangonana katolika dia ny Fiangonana katolika tatsinanana sy ny Fiangonana Latina izay atao hoe koa Fiangonana katolika romana na Eglizy katolika romana (EKAR). Manakaiky kokoa ny fombam-pivavahan'ny Kristiana ortodoksa ny Katolika tatsinanana nefa manaiky ny fahefan'ny Papa.

Jereo koa: