Kristianisma ortodoksa

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Fiangonana Ortodoksa)
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny Kristianisma ortodoksa dia fiombonan'ny fiangonana kristiana isan'ny tranainy indrindra vokatry ny fivakisan'ny Fiangonana Lehibe voalohany noho ny tsy fitovian-kevitra ara-pitondrana sy ara-teolojia nisy teo amin'ny Fiangonana tatsinana sy ny Fiangonana tandrefana. Ny vakiny faharoa dia ny Fiangonana katolika izay tsy iza fa ny Fiangonana tandrefana ihany. Mino ny Trinite ny Ortodoksa nefa tsy niombon-kevitra tamin'ny Fiangonana katolika ny amin'ny Fanahy Masina izay inoany fa nipoitra avy tamin'ny Ray ihany fa tsy tamin'ny Zanaka koa.

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]