Hankany amin'ny vontoatiny

Eglizy Katôlika Rômanina

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Fiangonana katôlika)

Ny Eglizy Katôlika Rômanina na Fiangonana Katôlika dia fiangonana kristiana vokatry ny fisarahan' ilay atao hoe "Fiangonana Lehibe" tany aloha ho roa, noho ny antony ara-pitondrana sy ara-teôlôjia, ka ny iray hafa dia ny Fiangonana Ôrtôdôksa. Mizara roa lehibe ny Fiangonana Katôlika dia ny Eglizy Katôlika Tatsinanana sy ny Eglizy Latina izay atao hoe koa Fiangonana Katôlika Rômanina na Eglizy Katôlika Rômanina (EKAR). Manakaiky ny fombam-pivavahan' ny Kristiana ôrtôdôksa ny Katôlika tatsinanana nefa manaiky ny fahefan' ny Papa.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]