Eglizy katôlika rômanina: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Fiangonana katolika ho Eglizy katolika rômanina i Thelezifor
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 27 Aogositra 2019 à 06:26

Ny Fiangonana katolika dia fiangonana kristiana vokatry ny fisarahan'ny Fiangonana Lehibe ho roa noho ny antony ara-pitondrana sy ara-teolojia ka ny iray dia ny Fiangonana ortodoksa. Mizara roa lehibe ny Fiangonana katolika dia ny Fiangonana katolika tatsinanana sy ny Fiangonana Latina izay atao hoe koa Fiangonana katolika romana na Eglizy katolika romana (EKAR). Manakaiky kokoa ny fombam-pivavahan'ny Kristiana ortodoksa ny Katolika tatsinanana nefa manaiky ny fahefan'ny Papa.

Jereo koa: