Boky Ezra-Nehemia: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny '''Boky Ezra-Nehemia''' dia boky tokana tany aloha izay nanambatra ny [[Bokin'i Ezra]] sy ny [[Bokin'i Nehemia]]. Izany boky izany mirakitra ny tantaran’i Israely hatramin’ny andron’i Adama. Tsy nanasaraka ny boky roa ny dikan-teny grikan’ny Baiboly hebreo atao hoe [[Septoaginta]] (na Septanta). Voasaraka izy ireo tamin’ny taonjato voalohany<ref name=":0"><small>Fensham, F. Charles, "The books of Ezra and Nehemiah" (Eerdmans, 1982) p.1</small></ref>.
Ny '''Boky Ezra-Nehemia''' dia boky tokana tany aloha izay nanambatra ny [[Bokin'i Ezra]] sy ny [[Bokin'i Nehemia]]. Izany boky izany dia mirakitra ny tantaran’i Israely hatramin’ny andron’i [[Adama (Baiboly)|Adama]]. Tsy nanasaraka ny boky roa ny dikan-teny grikan’ny Baiboly hebreo amin'ny teny grika atao hoe [[Septoaginta]] (na Septanta). Voasaraka izy ireo tamin’ny taonjato voalohany<ref name=":0"><small>Fensham, F. Charles, "The books of Ezra and Nehemiah" (Eerdmans, 1982) p.1</small></ref>.


== Fisarahan'ilay boky ho roa ==
== Fisarahan'ilay boky ho roa ==
Nozaraina roa miavaka ilay boky tokana tamin’ny andron’i Origena tamin’ny taonjato faha-3, ary ny fanasarahana dia nazava tsara tao amin’ny Baibolin’ny Kristiana eoropeana tandrefana ka nanaraka izany koa i Hieronimo (na Jerôma) tao amin’ny fandikan-teny latina nataony, dia ny Volgata (latina : ''Vulgata'')<ref name=":0" /> izay nanome anarana ny voalohany hoe ''Esdrasa I'' sy ny faharoa hoe ''Esdrasa II''. Tamin’ny Andro Antenantenany vao nisaraka ireo boky ireo tao amin’ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo)<ref><small>Dillard, Raymond B.; Longman, Tremper (January 1994). ''An Introduction to the Old Testament.'' Grand Rapids, MI: Zondervan. p. 180. ISBN 978-0-310-43250-0. LCCN 2006005249. OCLC 31046001. Nojerena tamin'ny 24/02/2012.</small></ref>.
Nozaraina roa miavaka ilay boky tokana tamin’ny andron’i [[Origenesy]] tamin’ny taonjato faha-3, ary ny fanasarahana dia nazava tsara tao amin’ny Baibolin’ny Kristiana eoropeana tandrefana ka nanaraka izany koa i [[Hieronimo]] (na Jerôma) tao amin’ny fandikan-teny latina nataony, dia ny [[Volgata]] (latina : ''Vulgata'')<ref name=":0" /> izay nanome anarana ny voalohany hoe ''Esdrasa I'' sy ny faharoa hoe ''Esdrasa II''. Tamin’ny [[Andro Antenantenany]] vao nisaraka ireo boky ireo tao amin’ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo)<ref><small>Dillard, Raymond B.; Longman, Tremper (January 1994). ''An Introduction to the Old Testament.'' Grand Rapids, MI: Zondervan. p. 180. ISBN 978-0-310-43250-0. LCCN 2006005249. OCLC 31046001. Nojerena tamin'ny 24/02/2012.</small></ref>.


Loharano lehibe amin’ny fahalalàna ny tantaran’ny Jiosy taorian’ny sesitany ny Bokin’i Ezra sy ny Bokin’i Nehemia.
Loharano lehibe amin’ny fahalalana ny tantaran’ny [[Jiosy]] taorian’ny [[Fahababoana tany Babilona|sesitany]] ny Bokin’i Ezra sy ny Bokin’i Nehemia.


== Jereo koa: ==
== Jereo koa: ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 29 Mey 2019 à 04:24

Ny Boky Ezra-Nehemia dia boky tokana tany aloha izay nanambatra ny Bokin'i Ezra sy ny Bokin'i Nehemia. Izany boky izany dia mirakitra ny tantaran’i Israely hatramin’ny andron’i Adama. Tsy nanasaraka ny boky roa ny dikan-teny grikan’ny Baiboly hebreo amin'ny teny grika atao hoe Septoaginta (na Septanta). Voasaraka izy ireo tamin’ny taonjato voalohany[1].

Fisarahan'ilay boky ho roa

Nozaraina roa miavaka ilay boky tokana tamin’ny andron’i Origenesy tamin’ny taonjato faha-3, ary ny fanasarahana dia nazava tsara tao amin’ny Baibolin’ny Kristiana eoropeana tandrefana ka nanaraka izany koa i Hieronimo (na Jerôma) tao amin’ny fandikan-teny latina nataony, dia ny Volgata (latina : Vulgata)[1] izay nanome anarana ny voalohany hoe Esdrasa I sy ny faharoa hoe Esdrasa II. Tamin’ny Andro Antenantenany vao nisaraka ireo boky ireo tao amin’ny Tanakh (Baiboly hebreo)[2].

Loharano lehibe amin’ny fahalalana ny tantaran’ny Jiosy taorian’ny sesitany ny Bokin’i Ezra sy ny Bokin’i Nehemia.

Jereo koa:

Loharano:

  1. 1,0 et 1,1 Fensham, F. Charles, "The books of Ezra and Nehemiah" (Eerdmans, 1982) p.1
  2. Dillard, Raymond B.; Longman, Tremper (January 1994). An Introduction to the Old Testament. Grand Rapids, MI: Zondervan. p. 180. ISBN 978-0-310-43250-0. LCCN 2006005249. OCLC 31046001. Nojerena tamin'ny 24/02/2012.