Laogy rehetra
Seho nakambana ho an'ny laogy rehetra azo jerena eto amin'ny Wikipedia. Azonao ferana ny fahitana ny tao amin'ny fisafidianana karazana laogy iray, anaram-pikambana iray na pejy iray (samihafa ny sorabaventy sy soramadinika).
- 1 Septambra 2023 à 20:23 2806:2f0:55c1:cc29:ac06:de6a:5541:1e77 dinika a créé la page Benue (ony) (Pejy noforonina tamin'ny « thumb|Reniranon'i Benue Ny '''Reniranon'i Benue''' (frantsay: ''la Bénoué''), no renirano lehibe amin'ny Reniranon'i Niger, izay mirefy 1,400 kilometatra eo ho eo (870 mi) ny halavany ary saika azo ampitaina tanteraka mandritra ny volana fahavaratra. 319 000 km2 (123 000 sq mi) ny velarantanin'ny koveta fanariana azy. Vokany, lalam-pitaterana lehibe any amin’ireo faritra ivoahany izy io. »)
- 1 Septambra 2023 à 17:50 2806:2f0:55c1:cc29:ac06:de6a:5541:1e77 dinika a créé la page Sôkôtra (Pejy noforonina tamin'ny « thumb|Sôkôtra '''Sôkôtra''' (arabo: سُقُطْرَىٰ ''Suquṭrā'') na '''Saqatri''' (ساقطري ''Saqaṭri'') dia nosy iray ao amin'ny Repoblikan'i Iemena ao amin'ny Ranomasimbe Indianina. Eo anelanelan'ny Lakandranon'i Guardafui sy ny Ranomasina Arabo ary akaikin'ny làlam-pifamoivoizana lehibe, i Sôkôtra no lehibe indrindra amin'ireo nosy efatra ao amin'ny vondronosy Sôkôtra. »)
- 1 Septambra 2023 à 17:23 2806:2f0:55c1:cc29:ac06:de6a:5541:1e77 dinika a créé la page Gambia (ony) (Pejy noforonina tamin'ny « thumb|Reniranon'i Gambia Ny '''Reniranon'i Gambia''' (frantsay: ''Fleuve Gambie'', pôrtogey: ''Rio Gâmbia'') dia renirano lehibe any Afrika Andrefana, mikoriana 1,120 kilometatra (700 mi) miala ny lembalemba Fouta Djallon any avaratr'i Ginea miankandrefana mamakivaky an'i Sénégal sy Gambia. mankany amin'ny Oseana Atlantika ao an-tanànan'i Banjul.... »)