Sôkôtra
Fiseho

I Sôkôtra dia nosy iray ao amin' ny Repoblikan' i Iemena ao amin' ny Ranomasimbe Indianina. Eo anelanelan' ny Lakandranon' i Guardafui sy ny Ranomasina Arabo ary akaikin' ny làlam-pifamoivoizana lehibe, i Sôkôtra no lehibe indrindra amin' ny nosy efatra ao amin' ny vondronosy Sôkôtra. Atao hoe سُقُطْرَىٰ / Suquṭrā na ساقطري / Saqaṭri izy amin' ny teny arabo.