Gambia (ony)

Avy amin'i Wikipedia
Reniranon'i Gambia

Ny Reniranon'i Gambia (frantsay: Fleuve Gambie, pôrtogey: Rio Gâmbia) dia renirano lehibe any Afrika Andrefana, mikoriana 1,120 kilometatra (700 mi) miala ny lembalemba Fouta Djallon any avaratr'i Ginea miankandrefana mamakivaky an'i Sénégal sy Gambia. mankany amin'ny Oseana Atlantika ao an-tanànan'i Banjul. Afaka mivezivezy eo amin'ny antsasaky ny halavany izy io.