Aller au contenu

Lalam-pirenena faha-13

Avy amin'i Wikipedia
Lalana n°13 akaiky Berenty

Lalam-pirenena faha-13 (Route nationale 13 - RN13): Lalana voalohany eto Madagasikara mirefy 493 km, miainga avy any Ihosy mankany Tolagnaro (Fort-Dauphin). Mamakivaky ny faritra Ihorombe, Androy ary Anosy.

Tsy vita rarivato tanteraka ny eo anelanelan’Ihosy sy Ambovombe, vita rarivato nefa ratsy endrika eo anelanelan’Ambovombe sy Tolagnaro.

Nokasaina hatao rarivato ny ampahan’Ihosy sy Ambovombe nanomboka tamin’ny taona 2009 novatsian’ny Vondrona Eoropeanina[1] saingy naato ity tetikasa ity noho ny fandraisan’i Andry Rajoelina sy ny krizy politika 2009.

Toerana voafantina amin'ny lalana[hanova | hanova ny fango]

(avaratra mankany atsimo)

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

.