Konsily Vatikàna II

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
Ny Konsily Vatikàna II, saripika nalain'i Lothar Wolleh.

Ny Konsily faharoa tao Vatikàna na Konsily Vatikàna II dia konsily ekiomenika katolika, izany hoe fivoriam-ben'ny eveka katolika, izay natao nanompboka tamin'ny taona 1962, teo ambatny fitarihan'ny papa Joany XXIII, hatramin'ny taona 1965 teo ambany fitarihan'ny papa Paoly VI. Izany dia konsily ekiomenika faha-21 an'ny Fiangonana katolika. Nanamarika ny fisokafan'ny Fiangonana katolika amin'ny tontolon'ny Andro Vaovao sy amin'ny kolontsaina ankehitriny sady mihevitra ny fandrosoan'ny hairaha sy ny fanomezam-pahafahan'ny vahoaka maneran-tany ary ny fitomboan'ny fialan'ny zavatra maro amin'ny fivavahana.