Isa haro

Avy amin'i Wikipedia
  

Ny isa haro, amin'ny matematika, dia isa fantatra anelanelan'ny isa voatsapa sy ny isa tsy voatsapa. Azo soratana a + b.i izy, ao amin'io kajy io, isa voatsapa a sy b, ary i ny isa tsy voatsapa amin'ny toetrany i2 = -1.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.