Isa tsimivaky

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

Ireo isa tsimivaky dia fikambanan'ireo isa nanahary 0,1,2,3,… sy ireo isa miiba azo avy amin'ireo isa nanahary ireo 0, -1, -2, -3,… Ny isa aotra ihany no sady miabo no miiba.

Ny isa tsimivaky dia miavaka amin'ireo isa mampiasa ampaha na tafolo na faka.

-3 sy 73809200037990 sy -255 ary 2012 dia samy isa tsimivaky.

½ sy 3,14 ary \sqrt 2 dia tsy anisan'ny isa tsimivaky.