Isa voasaina
Sauter à la navigation
Sauter à la recherche
Ny isa voasaina dia izay isa mety ho vokatry ny fizarana isa tsimivaky amina isa tsimivaky tsy mira aotra. Azo soratana ho a/b, ka a sy b dia samy tsimivaky ary b dia tsy mira aotra.