Fitsikerana ny fampandriana an-tsoratra

Avy amin'i Wikipedia

Ny fitsikerana ny fampandriana an-tsoratra dia fomba famakafakana ny Baiboly izay mihevitra ny mpanoratra an' ilay lahatsoratra ho mpampandry an-tsoratra ny tahirin-kevitra loharano. Mifanohitra amin' ny fitsikerana endrika, izay taranja mpihavana aminy, ny fitsikerana ny fampandriana an-tsoratra izay tsy mijery ny ampahany isan-karazany amin' ny fitantarana mba hahitana ny karazan-dahatsoratra tany am-boalohany. Mifantoka amin' ny fomba namolavolan' ny mpampandry an-tsoratra sy namolavolany ny fitantarana mba hanehoana fikendrena ara-teôlôjia sy ara-ideôlôjia.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]