Fitsikerana loharano

Avy amin'i Wikipedia

Ny fitsikerana loharano dia ny dingana fanombanana loharanom-baovao, izany hoe: tahiarin-kevitra, olona, lahateny, diam-panondro, sary pika, fandinihana, na izay rehetra ampiasaina mba hahazoana fahalalana. Raha mifandraika amin' ny tanjona iray, ny loharanom-baovao iray dia mety ho manan-kery kokoa na latsaka, azo itokisana kokoa na manan-danja kokoa. Amin' ny ankapobeny, ny "fitsikerana loharano" dia fandalinana iraisan-taranja momba ny fanombanana ny loharanom-baovao ho an' ny lahasa iray.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]