Filoham-pirenena sy mpanjakan' i Madagasikara
Fiseho
Ity ny lisitry ny mpanjaka sy filoham-pirenen' i Madagasikara nanomboka tamin' ny taona 1787 izay hanjakan' Andrianampoinimerina izay nampikambana ny fanjakana merina tamin' ny taona 1806. Ny jeneraly Gallieni dia nanongana ny mpanjaka ka naha zanatany frantsay an' i Madagasikara hatramin' ny taona 1958 izay niforonan' ny firenena malagasy.
Fanjakana
[hanova | hanova ny fango]- Fanjakan' Imerina
| # | Anarana | Fanombohan' ny fanjakana | Fiafaran' ny fanjakana | Toerany |
|---|---|---|---|---|
| 1 | Nampoina | 1787 | 1810 | Mpanjaka |
| 2 | Radama I | 1810 | 1817 | Mpanjaka |
- Fanjakan' i Madagasikara
| # | Anarana | Fanombohan' ny fanjakana | Fiafaran' ny fanjakana | Toerana |
|---|---|---|---|---|
| 1 | Radama I | 1817 | 27 jolay 1828 | Mpanjaka |
| 2 | Ranavalona I | 27 jolay 1828 | 18 aogositra 1861 | Mpanjakavavy |
| 3 | Radama II | 18 août 1861 | 11 mai 1863 | Mpanjaka |
| 4 | Rasoherina | 11 mai 1863 | 2 avril 1868 | Mpanjakavavy |
| 5 | Ranavalona II | 2 avril 1868 | 13 juillet 1883 | Mpanjakavavy |
| 6 | Ranavalona III | 13 juillet 1883 | 28 février 1897 | Mpanjakavavy |
| Zanatany frantsay | 28 février 1897 | 1 mai 1959 | ||
Filoham-pirenena
[hanova | hanova ny fango]| Filoha | Taona |
|---|---|
| Philibert Tsiranana | 1960-1972 |
| Jeneraly Gabriel Ramanantsoa | 1972-1975 |
| Kolonely Ratsimandrava | 5 febroary 1975 - 16 febroary 1975 |
| Amiraly Didier Ratsiraka | Jona 1975-1991 |
| Zafy Albert | 1993-1996 |
| Didier Ratsiraka | 1996-2001 |
| Marc Ravalomanana | 2002-2009 |
| Andry Rajoelina | 13 febroary 2009 - |