Filazam-potoana lasa

Avy amin'i Wikipedia

Ny filazam-potoana lasa dia endriky ny teny atao entimilaza (ny matoanteny indrindra) izay manambara amin' ny alalan' ny mari-potoana fa alohan' ny fotoana itenenana no itrangan' ny asa na toetra lazain' io entimilaza na matoanteny io.

Amin' ny ankapobeny ny filazam-potoana lasa dia manondro ny fotoana alohan' ny fotoana itenenana sady misaraka mazava aminy. Ny filazam-potoana lasa ao amin' ny filaza sasany dia mety ho anarany fotsiny koa. Izany no miseho ao amin' ny filazam-potoana lasa tsy efa ao amin' ny filaza ifampiankinana (frantsay: subjonctif imparfait) ao amin' ny fiteny frantsay izay afaka manondro ny fotoana ankehitriny na ny hoavy koa.

Ao amin' ny fiteny manambatra ny mari-potoana amin' ny mari-panehoan-javatra dia ahitana ireto filazam-potoana lasa ireto:

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]