Fifidianana filoham-pirenena ao Madagasikara 2006
Apparence
Ny 3 desambra 2006 no nanaovana ny fifidianana Filoham-pirenena ao Madagasikara 2006. Nirotsaka hofidiana indray ny filoha Marc Ravalomanana, teo amin’ny toerany nanomboka ny taona 2002. Ny 9 desambra teo no nambara fa nandresy tamin’ny fihodinana voalohany ny tamin’ny 55%-n’ny vato i Marc Ravalomanana.
Vokatra
[hanova | hanova ny fango]Kandidata | vato: | isan-jato |
---|---|---|
Marc Ravalomanana | 2 435 199 | 54,79 |
Jean Lahiniriko | 517 994 | 11,65 |
Roland Ratsiraka | 457 717 | 10,14 |
Herizo Jossicher Razafimahaleo | 401 473 | 9,03 |
Norbert Lala Ratsirahonana | 187 522 | 4,22 |
Elia Ravelomanantsoa | 113 897 | 2,56 |
Pety Rakotoniaina | 74 566 | 1,68 |
Jules Randrianjohary | 33 463 | 0,75 |
Daniel Rajakoba | 28 363 | 0,64 |
Ny Hasina Andriamanjato | 185 624 | 4,18 |
Philippe Madiomanana Tsiranana | 1128 | 0,03 |
Ferdinand Razakarimanana | 41 | 0,00 |
Roindefo Zafitsimivalo Monja | 21 | 0,00 |
Rakotonirina Manandafy | 14 712 | 0,33 |
Tsiahy
[hanova | hanova ny fango]- Fifidianana filoham-pirenena ao Madagasikara 2001
- Fifidianana filoham-pirenena ao Madagasikara 2013
- Fifidianana filoham-pirenena ao Madagasikara 2023
|