Ratsirahonana Norbert Lala
Apparence
Norbert Lala Ratsirahonana | |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Norbert Lala Ratsirahonana | ||
Teraka | 18 Novambra 1941 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Asa : | |||
Fiainana manokana | |||
I Norbert Lala Ratsirahonana dia mpanao pôlitika malagasy, teraka tamin' ny 18 Nôvambra 1941. Olona niezaka hampandroso ny firenena tamin' ny fanampiana sy ny fananarana ny mpitondra izy. Namorona ny antoko Asa Vita Ifampitsarana sy ny televiziona Ravinala, izay novidin' i Andry Rajoelina ka novany anarana hoe Viva, izy.
Pôlitika
[hanova | hanova ny fango]Rehefa naato tamin' ny asa maha filohan' ny Repoblika azy i Zafy Albert tamin' ny taona 1996 araka ny fombafomba voalazan' ny lalàmpanorenana, dia nitsangana ny Retezamita notarihin-dRatsirahonana Norbert izay filohan' ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana tamin' izany. Nikarakara ny fifidianana izay ho filoham-pirenena hasolo an' i Zafy izy.
Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]- Ao amin'i Freebase: [1]