Aller au contenu

Mpanao politika

Avy amin'i Wikipedia

Ny mpanao politika dia olona mitana andraikitra na mandat na manana fiantraikany ara-politika amin'ny fomba hafa.

Matetika ny mpanao politika dia mpikambana ao amin'ny antoko pôlitika iray