Fiainana aorian'ny fahafatesana

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny fiainana aorian'ny fahafatesana na fiainana any an-koatra dia fitohizan'ny fiainan'ny fanahy na ny fieritreretan'ny zava-manana aina aorian'ny fahafatesany. Maro ny endrika mety hisehoan'izany ka ny fiainana any am-paradisa na any amin'ny helo aorian'ny fitsanganan-ko velona, araka ireo fivavahana abrahamika, dia isan'izany. Maro koa ny fivavahana mampianatra ny fisian'ny fiainana any an-koatra, isan'izany ny fivavahan'ny Egiptiana taloha, ny fivavahann'ny Grika sy ny Romana taloha, ny fivavahan'ireo mponina tao avaratr'i Eoropa, ny fivavahana kristiana, ny finoana silamo, ny jodaisma (afa-tsy ny an'ny Sadoseo), ny bodisma, ny hindoisma, ny jainisma, ny sikisma, ny zoroastrisma, ny fivavahan-drazana afrikana sy ny hafa koa.

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]