Distrikan' i Toliara II
Apparence
(tonga teto avy amin'ny Distrikan'i Toliara Ii)
Distrikan' i Toliara II | ||
Velarantany | NC | |
Isam-ponina | 371 156[1] mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | Madagasikara | |
Faritany | Toliara | |
Faritra | Atsimo-Andrefana |
Ny Distrikan' i Toliara II dia distrika ao amin' ny Faritra Atsimo-Andrefana, ao amin' ny tapany atsimo-andrefan' i Madagasikara.
Fitsinjaram-pahefana
[hanova | hanova ny fango]Ireto ny kaominina miisa 26 mandrafitra ny Distrikan' i Toliara II: Ambohimahavelona, Ambolofoty, Analamisampy, Anakao, Andranohinaly, Andranovory, Ankililoake, Ankilimalinike, Antanimena, Beheloke, Behompy, Belalanda, Betsinjaka, Efoetse, Mandrofify, Manombo Sud, Marofoty, Maromiandra, Miary, Milenaka, Mitsinjo Betanimena, Ianantsony (Saint Augustin), Soahazo, Soalara, ary Tsianisiha.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Ireo distrika ao amin' ny Faritra Atsimo Andrefana:
- Distrikan' Ampanihy
- Distrikan' Ankazoabo
- Distrikan' i Benenitra
- Distrikan' i Betioky-Atsimo
- Distrikan' i Beroroha
- Distrikan' i Morombe
- Distrikan' i Sakaraha
- Distrikan' i Toliara I
- Distrikan' i Toliara II
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Toliara |