Distrikan' Ankazoabo
Fiseho
(tonga teto avy amin'ny Distrikan'i Ankazoabo)

Ny Distrikan' Ankazoabo dia distrika ao amin' ny Faritra Atsimo-Andrefana, ao amin' ny tapany atsimo andrefan' i Madagasikara. Ny tanànan' Ankazoabo no renivohiny.
Fitsinjaram-pahefana
[hanova | hanova ny fango]Ireto ny kaominina miisa 10 mandafitra ny Distrikan' Ankazoabo: Ambatolahy, Andranomafana, Ankazoabo, Ankeriky, Ankilivalokely, Antevamena, Berenty, Fotivolo, Ilemby ary Tandrano
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Ireo distrika ao amin' ny Faritra Atsimo Andrefana: