Aller au contenu

Bola (jeômetria)

Avy amin'i Wikipedia
Bola manana tana r.

Ny bola dia velarana foronin' ny teboka rehetra mitovy elanelana amin' ny teboka iray atao hoe ivo ao anaty erana iray. Io elanelana io no atao hoe tanan' ny bola. Ny Tany, amin' ny fomba marikitra, dia azo heverina ho bola manana tana mirefy 6 371 km.

Raikipohy

[hanova | hanova ny fango]

Ny velaran' ny bola dia: A = 4πr2

Ny hadirin' ny bola dia: V= (4πr3)/3

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]