Baoejy
Fiseho
Ny baoejy na bahoejy dia karazana mozika su dihim-bahoaka avy eto Madagasikara. Any amin' ny tapany avaratr' i Madagasikara, indrindra ny faritra Sofia no tena mampalaza ny baoejy ary efa miparitaka eran' ny Nosy.
Ny zavamaneno sy ny gadona
[hanova | hanova ny fango]Ny zavamaneno miaraka aminy dia ny angorodao sy ny kabosy ary ny amponga hazolahy. Efa misy koa ny mpanakanto no mitendry baoejy amin' ny gitara.