Hazolahy
Apparence
Ny hazolahy dia karazana amponga fahita ao Madagasikara. Ny hazolahy dia "amponga fampiasa amin' ny lanonan-dehibe, na alohan' ny kabarin' ny manam-pahefana. Tsy mahazo mikasika azy ny vehivavy fahiny teo amin' ny Ntaolo; fady amin' ny sambatra na hiram-pivavahana na lanonana fangataham-pitahiana ho an' ny tafika ny mampiasa ny hazolahy"[1].
Loharano
[hanova | hanova ny fango]- ↑ Régis Rajemisa-Raolison, "Hazolahy" in Rakibolana malagasy, Editions Ambozontany, Analamahitsy, Antananarivo, 1985.