Kabosy
Ny Kabosy dia zavamaneno malagasy. Mitovy endrika amin'ny gitara ny kabosy saingy kely.

Mpitendry kabosy malaza[hanova | hanova ny fango]
- Dama ao amin'ny tarika Mahaleo
- Jean Emilien