Adam

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Adama
God2-Sistine Chapel.png
Ankapobeny
Anarana Adama
Teraka Tsy fantatra
Fiaviana sy ny andraikitra
Asa : Tsy fantatra
Fiainana manokana

Adama, araka ny Baiboly, dia ilay olona voalohany noforonin'Andriamanitra teto ambonin'ny tany. Izy sy ny vadiny atao hoe Eva no nitaranaka ny olombelona rehetra.

Noforonina tamin'ny alalan'ny fotaka i Adama fa i Eva kosa tamin'ny taolan-tehezan'i Adama. Ny fahotan'izy mivady no niteraka ny fahasahiranana sy ny fahafatesan'ny olombelona.

Ny fiainany manokana[hanova | hanova ny fango]

Ny vadiny dia i Eva. Ny zanany dia i Kaina sy i Abela ary i Seta.

I Adama sy i Eva, nataon'i Lucas Cranach the Elder, 1538

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

  • Ao amin'i Freebase: [1]
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.