Kaina

Avy amin'i Wikipedia
Nitondra an'i Abela hovonoiny i Kaina, nataon'i James Tissot

I Kaina dia lahimatoan'ireo olombelona voalohany noforonin'Andriamanitra, dia i Adama sy i Eva; mpiasa tany no raharaha nataony. I Abela, izay novonoiny noho ny fialonany, no zandry nanaraka azy. I Kaina, noho izany, no mpamono olona voalohany amin'ny tantaran'ny olombelona, araka ny Baiboly. Izy no olona fahatelo voaozona teto ambonin'ny tany, fa ny azy dia vokatry ny fandatsahan-dra sy vonoan'olona nataony. Nosazin'Andriamanitra ho mpirenireny (mpanjenjena) izy. Nana-jandry faharoa nisolo an'i Abela i Kaina izay nantsoina hoe Seta.

Mamono an'i Abela i Kaina


Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]