Ghana
| Republic of Ghana ((en)) | |||||
| {{{nom_malgache}}} ((mg)) | |||||
|
|||||
| Teny filamatra : Freedom and Justice Fahalalahana sy Fahamarinana |
|||||
| Teny ofisialy | Anglisy | ||||
| Renivohitra | Accra 5°33′N, 0°15′W |
||||
| Tanàna ngeza indrindra | Accra | ||||
| Fitondrana sy governemanta - Filoha |
Repoblika John Atta-Mills |
||||
| Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 78 238 540 km² 3,5 |
||||
| Isam-ponina - Tontaliny (2008) - hakitroka |
faha 48 23 382 848 mpo. 88 mpo./km² {{{1}}} |
||||
| Anaran'ny mponina | Ghaneana | ||||
| Sandam-bola | Cedi (GHS) |
||||
| Fiozao ny ora | UTC +0 | ||||
| Hiram-pirenena | Hail the name of Ghana | ||||
| Valan-tsehatra internet | |||||
| Antso an-tariby |
+233 |
||||
Ny Ghana na Republic of Ghana («Repoblikan'i Ghana») dia firenena any Afrika andrefana ao amin'ny faritry ny gôlfan'i Ginea. Ny firenena manodidina dia ny Côde d'Ivoire any andrefana, ny Burkina Faso any avaratra ary ny Togo any atsinanana. Ny renivohiny dia ny tanàn'i Accra ary Ghaneana no anaram-ponina. Firenena mpikambana ao amin'i CEDEAO ny firenena.
Ny teny ofisialy dia fiteny anglisy, ny teny ampiasain'ny be sy ny maro dia ny fiteny twi ary ny sandam-bola dia ny cédi.
Tsy misy fifandraisana ara-jeografia na ara-tantara amin'ny Empiran'i Ghana ny Ghana ankehitriny. Ny Ghana ankehitriny, Côte-de-l'Or taloha, dia novain'i Kwame Nkrumah anarana ho an'ny fahatsiarovana ny Fanjakan'i Ghana taloha tamin'ny fahaleovantena. Ny anarana Côte-de-l'Or dia avy amin'ny habetsaky ny volamena.