Abidy
Avy amin'i Wikipedia
Ny abidy dia ny fitambaran'ireo tarehin-tsoratra amin'ny tenim-pirenena tsirairay avy.
Tenenintsika hoe litera ny eva iray. Ara-teôria, tokony mampiseho feo iray ny litera iray. Ary tokony manana diakritìka ny litera sàsany mba hanana stock nà litera ra tsy ampy ny isany.