Eoropa Afovoany

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Ny Fisian'ny Eoropa Afovoany (manga)

Ny Eoropa Afovoany dia faritan' Eoropa eo anelanelan'ny Eoropa Atsinanana sy ny Eoropa Andrefana. Ny tenenina hoe Eoropa Afovoany dia tsy ilay afovoany ara-jeografian' Eoropa fa ny afovoany ara-tantara.

Ireo firenena azo sokajiana ao amin'ny faritan' Eoropa Afovoany dia ny Alemaina, ny Aotrisy, ny Hongaria, ny Polonia, ny Repoblika Tseky, ny Silaovenia ary ny Krôasia.

Ny Kroasia sy ny Romania koa tsindraindray dia sokajiana ao main'ny firenen' Eoropa Afovoany, ny Krôasia dia ao amin'ny faritan'ny Balkana. Araka ny OTAN, ny Romania dia lazainy fa firenena ao amin'ny faritra atsinanan' Eoropa, na dia, nohon'ny antony ara-tantara sy ara-kolontsaina, sokajian'ny tantarata ho ao amin'ny faritan'ny Balkana aza izy ; ny faritra andrefana sy atsimon'i Romania izao dia mety ho ao amin'ny faritany afovoan' Eoropa, noho ireo faritany tao amin'ny Empira Aostrô-Hongariana tamin'ny andro taloha.

Ny Alzasy ny Laoraina koa dia ao amin'ny faritan' Eoropa Afovoany, raha jerena ny fianjadiana ara-kolontsaina sy ara-tantara (amin'ny lafin'ny fiteny, ny fomba sns.).

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Boky[hanova | hanova ny fango]

  • P. Michel (sous la dir.), L'Europe centrale : la mélancolie du réel, Autrement-CERI, Paris, 2004.
  • J.-P. Pagé (sous la dir. de), Tableau de bord des pays d'Europe centrale et orientale 2004 (t. 2 : Europe orientale), Ny diniky ny CERI, no 112, Paris, 2004
  • J-Y Potel, Les cent portes de l'Europe centrale et orientale, Avoakan'i Atelier, Paris, 1998.
  • É. Lhomel (sous la dir. de), Europe centrale et orientale : dix ans de transformations, Les Études de la Documentation française, Paris, 2000
  • I. Bibo, Misère des petits États d'Europe de l'Est, Albin Michel, Paris, 1992
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.