Aller au contenu

Fiteny tôkariana

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Vondrom-piteny tôkariana)

Ny fiteny tôkariana na fiteny agni-kôtsy dia vondrom-piteny ao amin' ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana, ahitana ny fiteny maty telo, dia ny fiteny agneana sy ny fiteny kotseana ary ny fiteny kroraniana, izay notetenina tao amin' ny lemak' i Tarim tamin' ny taonarivo voalohany taor. J.K., ao atsimon' ny faritra mizakatenan' i Xinjiang any Sina.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Fiteny indô-eorôpeana

[hanova | hanova ny fango]