Volavolan-dalàna

Avy amin'i Wikipedia

Ny volavolan-dalàna dia rijanteny apetraky ny lehiben' ny Governemanta amin' ny anaran' ny Governemanta ho dinihin' ny Antenimiera sy hanaovany latsabato mba handaniana azy na tsia ho lasa lalàna. Noho izany, ny volavolan-dalàna dia tsy tokony afangaro amin' ny tolo-dalàna izay miainga avy amin' ny fandraisana andraikitry ny ao amin' ny Antenimiera.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]