Aller au contenu

Tarehin-tsoratra sirilika

Avy amin'i Wikipedia

Ny tarehin-tsoratra sirilika dia lamim-panoratana ampiasaina amin'ny fanoratana indrindraindrindra ny fiteny slava toy ny fiteny rosiana, ny fiteny okrainiana, ny fiteny belarosiana, ny fiteny rosina, ny fiteny bolgariana, ny fiteny makedoniana ary ny fiteny serbo-kroatiana. Ny tarehin-tsoratra sirilika dia noforonin'i Ohrid sy i Clément tamin'ny taonjato faha-9, izay nampianarin'ny monka roa, dia i Kyrillos sy i Methodios. Avy amin'ny abidy grika ny tarehin-tsoratra sirilika. Izy ireo no nisafidianana litera hamoronana ny abidy sirilika maro.

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]