Ptôlemaiôsy II

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Ptolemaiosy II)
I Ptôlemaiôsy II

I Ptolemaiosy II izay atao hoe Ptolemaiosy II Filadelfosy dia mpanjaka faraona tao amin' ny fianakaviana lagida (na ptôlemaika) izay nandray anjara tamin' ny famoronana sivilizasiôna ifangaroan' ny sivilizasiôna grika sy ny sivilizasiôna egiptiana, sady nanao ny haha ivon' ny kolontsaina helenistika ny fanjakany. Teraka tamin' ny taona 309 na 308 tal. J.K. izy ary maty tamin' ny taona 246 tal. J.K. Atao hoe Πτολεμαίος Φιλάδελφος / Ptolemaios Philadelphos ny anarany amin' ny teny grika, ny hoe Philadelphos dia midika hoe "tia ny iray tampo aminy".

Nandimby an' i Ptôlemaiôsy I Sôtera izy sady nodipmbiasan' i Ptôlemaiôsy III Evergetesy I.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]