Arsinôe IV
Apparence
I Arisnôe IV dia zazavavy zanak' i Ptôlemaiôsy XII Neôsy Diônisôsy sady rahavavy faran' i Berenike IV sy Kleôpatra VII sady anabavin' i Ptôlemaiôsy XII sy Ptôlemaiôsy XIV ao amin' ny dinastia lagida. Teraka tamin' ny taona 68 na 67 tal. J.K. izy ary maty tamin' ny taona 41 tal. J.K. Atao hoe Ἀρσινόη / Arisnoê io anarany io amin' ny teny grika.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]- Ny mpanjaka lagida nifandimby: Ptôlemaiôsy I - Ptôlemaiôsy II - Ptôlemaiôsy III - Ptôlemaiôsy IV - Ptôlemaiôsy V - Ptôlemaiôsy VI - Ptôlemaiôsy VII - Ptôlemaiôsy VIII - Ptôlemaiôsy IX - Ptôlemaiôsy X - Ptôlemaiôsy XI - Ptôlemaiôsy XII - Berenike IV - Kleôpatra VII - Arsinôe IV - Ptôlemaiôsy XIII - Ptôlemaiôsy XIV - Ptôlemaiôsy XV.
- Fianakavia-mpanjaka lagida