Perea
I Perea dia fileovana ao atsinanan'i Jordàna tamin'ny Andro Taloha nanjakan'ny Romana tany Atsinanana Akaiky. Mifanandrifindrify amin'ny Galaada (na Gileada) ao amin'ny Testamenta Taloha izy. Mivelatra avy any Delapolisy mankany Maheronta any atsinan'ny Ranomasina Maty ny taniny. Mety io ilay faritra resahina ao amin'ny Testamenta Vaovao izay lazaina fa i "Jodea an-tsisin'i Jordany" araka ny Evanjelin'i Matio[1]. Faritra misy havoana iva ahitana orana ampy hampaniry ny voankazo sy ny varimbazaha i Perea.
Lofarano[hanova | hanova ny fango]
- ↑ "Rahefa avy niteny izany Jesoa, dia niala tao Galilea ka tonga teny an-tsisin'i Jodea, andafin'i Jordany." (Mat. 19.1, Ny Baiboly Masina)