Hankany amin'ny vontoatiny

Fransoà (papa)

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Papa Fransoa)
Fransoà (papa)
Ankapobeny
AnaranaFransoà (papa)
Teraka17 Desambra 1936
Toerana-
Maty21 aprily 2025
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Arjentina
Asa :Tsy fantatra
Fiainana manokana

Ny papa Fransoà na Jorge Mario Bergoglio (dikan-tsoratra ara-peo AAI: [ˈχorxe ˈmarjo berˈgoʎo]) dia papa faha-266 ao amin' ny Eglizy Katôlika, izay teraka tamin' ny 17 Desambra 1936 tany Buenos Aires (Arjentina) ary maty tamin'ny 21 aprily 2025.

Voafidy ho papan' ny Eglizy katôlika rômana izy tamin' ny 13 Marsa 2013 ary nifidy ny anarana hoe Fransoà (amin' ny teny latina: Franciscus). Izy no papa faharoa tsy teratany eorôpeanina (ny voalohany dia i Gregôrio III izay teraka tany Siria ary voafidy ho papa tamin' ny taona 731); papa zezoita voalohany ary papa voalohany avy any Amerika.


Papa faha-266

[hanova | hanova ny fango]
nodimbiasany Papa faha-266 mpandimby
Benoà XVI
2005-2013
Fransoà (papa)
2013-2025
Leo XIV
2025-?

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]