Nazôreana
(tonga teto avy amin'ny Nazoreana)
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny Nazôreana na Nazareana dia vondrona ara-pivavanana jiosy mesianika tsy dia fantatra loatra, izay fanta-pisiana tamin' ny taonjato voalohany. Ity vondrona ity dia manaiky an' i Jesoa ho Mesia nefa manaja ny lalàm-pivavahan' ny Jiosy. Tsy mino ny maha Andriamanitra an' i Jesoa anefa izy ireo. Atao hoe Ναζωραῖος / Nazôraios izy ireo amin' ny teny grika fa נוצרים / Notzrim amin' ny teny hebreo.
Taty aoriana dia niantsoana antoko na sekta jodeo-kristiana niaina tamin' ny taonjato faha-4 izay nitandrina fatratra ny Lalàn' i Mosesy sy nino ny maha Andriamanitra an' i Jesoa Kristy ny anarana hoe Nazareana na Nazôreana. Tsy nanaiky ny Epistilin' i Paoly izay mampianatra ny tsy tokony hitandremana ny Lalàna jiosy izy ireo.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Antoko sy firehana matanjaka tao amin'ny jodaisma[hanova | hanova ny fango]
- Sadoseo na Sadoseanina
- Fariseo na Farizianina
- Eseniana
- Sekta fahefatra