Bôetosiana
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny Bôetosiana dia ireo mpikambana ao amin' ny fikambanana jiosy tamin' ny faramparan' ny vanimpotoan' ny Tempoly Faharoa. Amin' ny lovatsofina rabinika dia manam-pifandraisana akaiky amin' ny Sadoseo (na Sadoseanina) ny Bôetosiana na fivoaran' ny Sadoseo. Mety ho momba ny fianakaviana mpisoron' i Bôetosy ny fikambanana boetosiana, nefa mbola tsy mifanaraka ny amin' izany ny mpikaroka. Amin' ny teny hebreo dia atao hoe בייתוסים / baitôsîm izy ireo.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Antoko sy firehana matanjaka tao amin'ny jodaisma[hanova | hanova ny fango]
- Sadoseo na Sadoseanina
- Fariseo na Farizianina
- Eseniana
- Sekta fahefatra
Antoko sy firehana hafa tao amin'ny jodaisma[hanova | hanova ny fango]
- Nazôreana na Nazareana
- Zelôta
- Mpanoradalàna
- Ebiônita
- Elkasaita
- Hasideana
- Jiosin' i Elefantina