Mpanjakavavin'i Saba

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Mpanjakavavin'i Saba
Queen of Sheba0027.jpg
Ankapobeny
Anarana Mpanjakavavin'i Saba
Teraka Tsy fantatra
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Etiopia
Asa : Tsy fantatra
Fiainana manokana

Ny mpanjakavavin'i Saba na mpajakavavin'i Seba dia mpanjakavavy resahina ao amin'ny Baiboly izay fantatra araka io boky io fa nanapaka ny Fanjakan'i Saba. Nitsidika an'i Solomona na Salômôna tao Jerosalema izy raha nahare ny lazan'ny fahendren'ity mpanjakan'i Israely ity. Ny Fanjakan'i Saba (na Seba) dia mety niveletra avy any Iemena mankany avaratr'i Etiopia sy any Eritrea.

Amin'ny teny hebreo dia atao hoe מלכת שבא / melket Shava io anarana io fa amin'ny teny arabo kosa dia ملكة سبأ / malika-t Saba ary amin'ny teny gezy dia ንግሥተ ሳባ / nəgəstä Saba.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

  • Ao amin'i Freebase: [1]
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.