Fahitalavitra: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy voaforona amin'ny « thumb|Televizion,1958 Ny '''Televiziona''' na '''Fahitalavitra''' dia vondrona ara-tekinika na koa fitaovana iray namboarina ka afaka mamoaka... »
 
Andalana faha-19: Andalana faha-19:
== Jereo koa ==
== Jereo koa ==
* [[Televiziona Nomerika Antany]]
* [[Televiziona Nomerika Antany]]
* [[Televiziona Malagasy]]
* [[Télévision Malagasy|Televiziona Malagasy]]


== Rohy ivelany ==
* {{fr}}[http://www.chtv.asso.fr/ Comité d'histoire de la Télévision]
[[Sokajy:Televiziona]]
[[Sokajy:Televiziona]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 15 Jolay 2015 à 09:19

Televizion,1958

Ny Televiziona na Fahitalavitra dia vondrona ara-tekinika na koa fitaovana iray namboarina ka afaka mamoaka feo sy ny sary. Ry zareo manam-pahaizana siantifika no namorona anzy, ary tany amin'ny taona 1884 no nivoahany voalohany tamin'ireo firenena mandroso tao Eropa sy tany Etazonia. Afaka mampifandray izao tontolo izao izy io indrindra amin'ny alalany fampahalalam-baovao misy,ohatra: politika, toe-karena, sosialy, fanabeazana,...


Ny nanombohany

Ny fandrosoany

Fivelarany maneran-tany

Ny tombotsoany

Ny vokadratsiny

Jereo koa

Rohy ivelany